Lifestyle

Andrianiko ny teniko

Miarahaba e,  Anio aho dia hiresadresaka fotsiny fa tsy hanao lahatsoratra mikasika ny lamaody na ny lasa ny saiko, inona moa  izany no hilazana ny « maquillage » amin’ny teny gasy, « makiazy » ?? aleo atao hoe makiazy e! Hahaa. Hiresadresaka indrindra ny teny malagasy, satria ity volana jona ity dia iray volan’ny teny malagasy. Koa satria Gasy aho,… Lire la suite Andrianiko ny teniko